Accueil > Blog > Mampanao cours particulier

Mampanao cours particulier

écrit par: Francky
06/09/2024

? Sarotra ny mitady asa amin'izao — kanefa kosa ny développement informatique sy ny graphique design dia sehatra azo tsandrahana tsara, sady mbola misy ho avy mamiratra na eo ary ny resaka IA. ?

? Noho izany indrindra, dia mampanao formation resaka karazana développement informatique sy web design izahay.

? Ny hianaranao amin'izany dia ny technologie toy ny :
? React
? PHP
? SQL
? Java
? HTML
? CSS

? Figma

? ... sy ny maro hafa.

? Aza misalasala mandefa hafatra na miantso anay raha liana ianao!

? Whatsapp: +261 32 65 101 80
? Linkedin: https://linkedin.com/in/franckycodes
? Page Linkedin: https://www.linkedin.com/company/risingconnectstudio
? Facebook: https://web.facebook.com/risingconnectstudio

Partagez sur les réseaux sociaux